Ny zava-misin'ny
Tontolo Iainana
eto Madagasikara
Ny zava-misin'ny Tontolo iaianana Malagasy dia azo
hazavaina amin'ny lafiny roa :
Ny manodidina ny zava-boary
Ny manodidina ny zava-boary dia ireo izay mikasika ny:
- Ny harena voa-janahary izay ahitana :
- Ny loharano eto Madagasikara : izay tsy mitovy ny fitsinjarany eran'i Madagasikara, nefa amin'ny ankapobeny dia mahafa-po ny filan'ny olona, na eo amin'ny habetsahany na eo amin'ny fahadiovany;
- Ny zava-maniry : izay manana ny fahasamihafany araka ny toerana misy azy;
- Ny biby sy karazan-java-maniry : izay amin'ny ankamaroany, dia vitsy mpanana eran-tany;
- Ny harena ambanin'ny tany.
- Ny lafiny fizika, toy ny :
- Ny tany,
- Ny toetr'andro.
Ny manodidina ny fiainan'ny olombelona
Ny tontolon'ny fiainan'ny olombelona dia mizara ho:
[Olana] [Vaha-olana]
(URL http://www.madonline.com/nature/mg/current.htm)
Webmaster : Christian Lehmann