email accueil


Ny Politikam-
pirenena momba ny tontolo iainana
eto Madagasikara

"Ny PNE dia mamaritra ny fitambaran'ny soritr'asa hitantanana ny fikajiana na tontolo iainana ary mametraka ny fepetra hanantanterahana ireo soritr'asa ireo." "Noho izany dia tsy mety ho voafaritra tanteraka izany rehetra izany satria ny sehatra hanatontosana azy dia tsy maintsy hisy fiovàna hatrany hatrany araka ny toerana sy ny fotoana."

Ny tanjon'ny politikam-pirenena momba ny tontolo iainana dia toy izao:

Noho izany dia tsy tokony hisy tetik'asa ho an'ny tontolo iainana izay tsy mifanaraka amin'ny tetik'asa fampandrosoana ny toe-piainana sy ny toe-karen'ny mponina.

Arak'izany dia ireto avy no zava-kendren'ny PNE.

Mba hanatontosana ara-dalàna io politika io dia tsy maintsy tanteraka dieny mialoha ireto fepetra fito ireto:

Ny fanatontosana izany politika izany dia miankina amin'ny fametrahana seha-pifandraisana eo anivon'ireo mpandraharaha rehetra momba ny tontolo iainana, ohatra ireto voalaza manaraka ireto, no sady afaka mifandray amin'ireo tompon'andraikitry ny ONE sy ny AGEX ianao ary koa mahita ireo adiresy hafa ilaina, amin'ny alalan'ny tabilao esty ambany:

[Pejy voalohany]



(source charte de l'environnement)

(URL http://www.madonline.com/nature/mg/solution.htm) Webmaster : Christian Lehmann